Course image NY FANJOHIANA MIFOTOTRA AMIN’NY VOKATRA
Fiofanana noalalinina
Mampiofana ireo tompon’andraikitra stratejika sy ny ekipa mpanatanteraka eo anivon’ny firaisamonim-pirenena ity fiofanana ity mba ahafahana mamantatra ny fironana sy ny vokatra azo noho ireo asa natao tao anaty fotoana voafetra. Hijerena na nahomby izany na nivoana tamin’ny tanjona napetraka.
Course image TETIKASA MIFANTOKA AMIN’NY VOKATRA
Fiofanana noalalinina

Ity fiofanana ity día natao hanomezana tantsoroka ny fikamban’ny firaisamonim-pirenena amin’ny famolavolana tetikasa mifanaraka amin’ny fironany ara-stratejika sy anaty toe-javatra miovaova


Course image FAMPIDIRANA MIKASIKA NY HAITAKY
Fiofanana noalalinina
Isany andraikitry ny firaisamonim-pirenena ny fanaovana haitaky. Amin’ny fomba ahoana nefa no ahafahany manao haitaky iray mitondra makany amin’ny fiovana marina? Mizara amin’ny ambagovangony mikasika izany ity fiofanana ity.