Hanampiana ireo firaisamonim-pirenena mba hahomby kokoa amin’ny alalan’ny fanatanterahana vokatra azo tsapain-tanana mitondra mankany amin’ny fiovana ity fiofanana ity. Natao ho an’ireo vondrona ifotony, fikambanana, ONG, tambazotra, federasiona,vovonana.