Course image DRAFITRA STRATEJIKA
Fiofanana fototra
Hanampiana ireo firaisamonim-pirenena mba hahomby kokoa amin’ny alalan’ny fanatanterahana vokatra azo tsapain-tanana mitondra mankany amin’ny fiovana ity fiofanana ity. Natao ho an’ireo vondrona ifotony, fikambanana, ONG, tambazotra, federasiona,vovonana.
Course image NY FIRAISAMONIM-PIRENENA SY NY FIOVANA ARA-TSOSIALY
Fiofanana fototra

Hianaranao ato anatin’ity fiofanana ity ny fototry ny asan’ny firaisamonim-pirenena sy ny fomba ahafahana mitondra fiovana eo anivon’ny fiarahamonina.


Course image FITANTANANA FIKAMBANANA
Fiofanana fototra

Toy ny vondrona rehetra, ny fitantanana  firaisamonim-pirenena ihany koa dia mila rafitra mba ahafahana mahatratra ny tanjona. Manampy anao ahazo ny fomba fiasan’izany rafitra izany ity fiofana ity.


Course image NY FITANTANAN-DRAHARAHA ANKAPOBENY SY ARA-BOLA AMIN’NY FIARAISAMONIM-PIRENENA
Fiofanana fototra

Ny fametrahana fitondrana tsara tantana dia manomboka amin'ny fametrahana rafitra fitantanan-daharaha ankapobeny sy ara-bola mahomby mba hiantohana ny mangarahara amin'ny asa sy ny loharanon-karena ao amin'ny fikambanana. Noho izany, ity lohahevitra ity dia hiresaka momba ireo teboka manan-danja amin'ny fampiharana ny rafitra voalaza ary hikendry manokana ireo mpisehatra ara-pitantanana sy ara-bola ao amin'ny fikambanana iray.